Mpikambana:Bot-Jagwar/tenin'ny gazety/16 Jiona 2015
Vokatry ny fitetezana izay maneho ny teny nitranga in-1 na nihoatra tanaty gazety tokana na maro.
- Unité (nitranga in-1) : -->Nanao fisafoana teny amin'ny faritra Antohomadinika ny polisy avy ao amin'ny Unité d'Intervention Rapide (UIR) tamin'ny zoma lasa teo. (Asan-jiolahy : Basy roa tratra, ny iray nitadiavana mpividy, www.midi-madagasikara.mg)
- sasantsany (nitranga in-1) : Ka tamin'izany no nahitan'ireo mpamaky trano, ireo vola mitentina valo hetsy ariary ireo, izay lasany niaraka tamin'ny entana sarobidy sasantsany. (Ambatobe : Tranona « magistrat » nisy nandroba, www.midi-madagasikara.mg)
- Maevantanana (nitranga in-1) : Tany Maevantanana izy ireo no voasambotry ny zandary rehefa narahana avy any Mahajanga. (Fanafihana tao Mahajanga : Vazaha sy mpiandry fonja no atidoha mikotrika, www.midi-madagasikara.mg)
- Razafimanantenasoa (nitranga in-1) : -->Tamin'ny valandresaka nataon'ny avy ao amin'ny « Sécurité Urbaine de Tananarive » (SUT) Tsaralalana notarihan'ny « commissaire principal de police » Razafimanantenasoa Herivelo Ralaimong no nahafantarana fa mpamaky trano maromaro no tratra teny Andraisoro ny zoma lasa teo. (Andraisoro : Lakozia telo novakian’ny mpangalatra, www.midi-madagasikara.mg)
- tatitry (nitranga in-1) : -->Isan'ny nivaingana tao anatin'ny tatitry ny fivondronan'ireo fikambanana izay misahana ny fiarovana ny zon'olombelona ny fanakianan'izy ireo ny lalàna momba ny fametrahana ireo miaramilan' ny « Détachement Autonome de Sécurité »(DAS) izay manampy ny zandary any ambanivolo rehetra any. (Miaramila manampy zandary : Tsy atokisan’ny mpiaro ny zon’olombelona, www.midi-madagasikara.mg)
- roalahy (nitranga in-3) : r
The post Basy saika hanakorontanana ny HCC : Nalefa eny Antanimora omaly ireo roalahy appeared first on Midi Madagasikara. (Asan-jiolahy : Basy roa tratra, ny iray nitadiavana mpividy, www.midi-madagasikara.mg)
- Tranona (nitranga in-1) : l
The post Ambatobe : Tranona « magistrat » nisy nandroba appeared first on Midi Madagasikara. (Ambatobe : Tranona « magistrat » nisy nandroba, www.midi-madagasikara.mg)
- principal (nitranga in-1) : -->Tamin'ny valandresaka nataon'ny avy ao amin'ny « Sécurité Urbaine de Tananarive » (SUT) Tsaralalana notarihan'ny « commissaire principal de police » Razafimanantenasoa Herivelo Ralaimong no nahafantarana fa mpamaky trano maromaro no tratra teny Andraisoro ny zoma lasa teo. (Andraisoro : Lakozia telo novakian’ny mpangalatra, www.midi-madagasikara.mg)
- sasatry (nitranga in-1) : Ity tokoa ilay tonga amin'ny fitenana hoe, sasatry ny miaina ka eny am-baravaran'ny mpamosavy no manoko sikidy. (Ambatobe : Tranona « magistrat » nisy nandroba, www.midi-madagasikara.mg)
- niasa (nitranga in-1) : Toraka izany ihany koa ny mahakasika ny bala : ireo efa niasa no fenoina vanja indray dia averina ampiasaina. (Basy saika hanakorontanana ny HCC : Nalefa eny Antanimora omaly ireo roalahy, www.midi-madagasikara.mg)
- hanatontosàna (nitranga in-1) : Momba izany dia basy telo no nokasaina hanatontosàna an'izany, saingy nilentika avokoa ireo izay nitazona an'izany raha vao nisy voasambotra tao anatin'ilay vondrona mpanakorontana. (Basy saika hanakorontanana ny HCC : Nalefa eny Antanimora omaly ireo roalahy, www.midi-madagasikara.mg)
- aloha (nitranga in-1) : Tsy nanaiky izany ny zandary ary tonga teny an-toerana ihany koa ny minisitra iray teo aloha nandamina, vao nipetraka ny olona. (Fanafihana tao Mahajanga : Vazaha sy mpiandry fonja no atidoha mikotrika, www.midi-madagasikara.mg)
- anatrehan' (nitranga in-1) : Nikoropaka ny olona teo anatrehan'izany zavatra izany. (Mahatsinjo : Fiara lehibe roa nifandona teo ambony tetezana, www.midi-madagasikara.mg)
- vitan' (nitranga in-1) : Na izany aza efa dingana lehibe iray no vitan'ny UIR tamin'ity fisavana ireo nahatratrarana basy ity. (Basy saika hanakorontanana ny HCC : Nalefa eny Antanimora omaly ireo roalahy, www.midi-madagasikara.mg)
- nosesehina (nitranga in-1) : a efa nipoaka no naverina nosesehina vanja. (Asan-jiolahy : Basy roa tratra, ny iray nitadiavana mpividy, www.midi-madagasikara.mg)
- Andavamamba (nitranga in-2) : -->Omaly no natolotra ny fampanoavana ireo telo lahy sarona niaraka tamin'ny basy tetsy Andavamamba. (Asan-jiolahy : Basy roa tratra, ny iray nitadiavana mpividy, www.midi-madagasikara.mg)
- Nalefa (nitranga in-1) : r
The post Basy saika hanakorontanana ny HCC : Nalefa eny Antanimora omaly ireo roalahy appeared first on Midi Madagasikara. (Basy saika hanakorontanana ny HCC : Nalefa eny Antanimora omaly ireo roalahy, www.midi-madagasikara.mg)
- fantatry (nitranga in-2) : Rehefa fantatry ny havan'ny iray tamin'ireo namoy ny ainy fa voasambotra ireo voarohirohy ho tompon'antoka tamin'ity vonoan'olona sy fanafihana ity, dia nizotra teny amin'ny biraon'ny zandary izy ireo ka nangataka ny hamoahana ireo olona mba hanaovana fitsaram-bahoaka. (Asan-jiolahy : Basy roa tratra, ny iray nitadiavana mpividy, www.midi-madagasikara.mg)
- natao (nitranga in-1) : Efa fantatry ny polisy anefa ny teti-dratsin'ireo bandy koa dia natao ny fisavana. (Asan-jiolahy : Basy roa tratra, ny iray nitadiavana mpividy, www.midi-madagasikara.mg)
- Nisehoana (nitranga in-1) : Nisehoana loza mahatsiravina tany Maevatanana ny alahady alina lasa teo. (Tapatapany, www.midi-madagasikara.mg)
- voarohirohy (nitranga in-3) : Naiditra am-ponja vonjimaika, eny Antanimora, izy ireo, ary ny UIR mihitsy no nanatitra ireo voarohirohy teny amin'ny fonja. (Fanafihana tao Mahajanga : Vazaha sy mpiandry fonja no atidoha mikotrika, www.midi-madagasikara.mg)
- novakian' (nitranga in-1) : The post Andraisoro : Lakozia telo novakian'ny mpangalatra appeared first on Midi Madagasikara. (Andraisoro : Lakozia telo novakian’ny mpangalatra, www.midi-madagasikara.mg)
- zon' (nitranga in-3) : -->Isan'ny nivaingana tao anatin'ny tatitry ny fivondronan'ireo fikambanana izay misahana ny fiarovana ny zon'olombelona ny fanakianan'izy ireo ny lalàna momba ny fametrahana ireo miaramilan' ny « Détachement Autonome de Sécurité »(DAS) izay manampy ny zandary any ambanivolo rehetra any. (Miaramila manampy zandary : Tsy atokisan’ny mpiaro ny zon’olombelona, www.midi-madagasikara.mg)
- lalindalina (nitranga in-1) : Mila miditra lalindalina anefa ny mpanao fanadihadiana vao tonga any amin'ny mpanao basy na koa ireo mpanaparitaka an'izany, na basy tena izy izany na basy vita gasy. (Basy saika hanakorontanana ny HCC : Nalefa eny Antanimora omaly ireo roalahy, www.midi-madagasikara.mg)
- nosamborina (nitranga in-1) : Nisy namany roa hafa nosamborina avy eo. (Andraisoro : Lakozia telo novakian’ny mpangalatra, www.midi-madagasikara.mg)
- nilaozan' (nitranga in-1) : Ny vaovao no nahalalana fa samy nilaozan'ny frein ireto fiara ireto ary tsy tafajanona raha tsy teo ambony tetezana. (Mahatsinjo : Fiara lehibe roa nifandona teo ambony tetezana, www.midi-madagasikara.mg)
- Anosipatrana (nitranga in-1) : Eny Anosipatrana no fanamboarana, azy satria piesy vita tanana, ampiarahina amin'ny kojakoja hafa tena izy no manome ilay basy izay mahafaty. (Basy saika hanakorontanana ny HCC : Nalefa eny Antanimora omaly ireo roalahy, www.midi-madagasikara.mg)
- hanafihana (nitranga in-1) : Ilay teny Antohomadinika dia fantatra fa saika hoentiana hanafihana mpivarotra atody eny an-toerana. (Asan-jiolahy : Basy roa tratra, ny iray nitadiavana mpividy, www.midi-madagasikara.mg)
- Mila (nitranga in-1) : Mila miditra lalindalina anefa ny mpanao fanadihadiana vao tonga any amin'ny mpanao basy na koa ireo mpanaparitaka an'izany, na basy tena izy izany na basy vita gasy. (Basy saika hanakorontanana ny HCC : Nalefa eny Antanimora omaly ireo roalahy, www.midi-madagasikara.mg)
- nahavita (nitranga in-1) : Efa nahavita ny asa ratsiny ireto jiolahy ireto vao afaka niantso vonjy ity mpanampy ity, raha ny fanazavana azo. (Ambatobe : Tranona « magistrat » nisy nandroba, www.midi-madagasikara.mg)
- naverina (nitranga in-1) : a efa nipoaka no naverina nosesehina vanja. (Asan-jiolahy : Basy roa tratra, ny iray nitadiavana mpividy, www.midi-madagasikara.mg)
- lalàna (nitranga in-1) : -->Isan'ny nivaingana tao anatin'ny tatitry ny fivondronan'ireo fikambanana izay misahana ny fiarovana ny zon'olombelona ny fanakianan'izy ireo ny lalàna momba ny fametrahana ireo miaramilan' ny « Détachement Autonome de Sécurité »(DAS) izay manampy ny zandary any ambanivolo rehetra any. (Miaramila manampy zandary : Tsy atokisan’ny mpiaro ny zon’olombelona, www.midi-madagasikara.mg)
- Nosavaina (nitranga in-1) : Nosavaina izy ireo ka hita teny amin'ny kojakojan-dakozia sy tavoahangy marobe tany fitoerany. (Andraisoro : Lakozia telo novakian’ny mpangalatra, www.midi-madagasikara.mg)
- Détachement (nitranga in-1) : -->Isan'ny nivaingana tao anatin'ny tatitry ny fivondronan'ireo fikambanana izay misahana ny fiarovana ny zon'olombelona ny fanakianan'izy ireo ny lalàna momba ny fametrahana ireo miaramilan' ny « Détachement Autonome de Sécurité »(DAS) izay manampy ny zandary any ambanivolo rehetra any. (Miaramila manampy zandary : Tsy atokisan’ny mpiaro ny zon’olombelona, www.midi-madagasikara.mg)
- nampiahiahy (nitranga in-1) : Nisy roalahy nitondra entana nampiahiahy. (Andraisoro : Lakozia telo novakian’ny mpangalatra, www.midi-madagasikara.mg)
- Nohitsy (nitranga in-1) : Nohitsin'izy ireo tao anatin'ny tatitra fa be loatra ny tsy mety ataon'ireo miaramilan'ny DAS ireo any amin'ny faritra izay tokony harovany. (Miaramila manampy zandary : Tsy atokisan’ny mpiaro ny zon’olombelona, www.midi-madagasikara.mg)
- alàlana (nitranga in-1) : -->Miandry ny fanomezana alàlana avy aty amin'nyminisiteran'ny Fitsarana sisa dia hatao ny fanolorana ny Fampanoavana ireo olona dimy voasambotra rehefa voarohirohy tamin'ny fanafihana mitam-piadiana, izay nahafatesana olona roa, tao Mahajanga be, tamin'ny herinandro lasa teo. (Fanafihana tao Mahajanga : Vazaha sy mpiandry fonja no atidoha mikotrika, www.midi-madagasikara.mg)
- nampiakarina (nitranga in-1) : Vokany mpiasa telo no indray namoy ny ainy, telo hafa naratra mafy ka voatery nampiakarina haingana sy nalefa notsaboina taty an-drenivohitra. (Tapatapany, www.midi-madagasikara.mg)
- Tsaralalana (nitranga in-1) : -->Tamin'ny valandresaka nataon'ny avy ao amin'ny « Sécurité Urbaine de Tananarive » (SUT) Tsaralalana notarihan'ny « commissaire principal de police » Razafimanantenasoa Herivelo Ralaimong no nahafantarana fa mpamaky trano maromaro no tratra teny Andraisoro ny zoma lasa teo. (Andraisoro : Lakozia telo novakian’ny mpangalatra, www.midi-madagasikara.mg)
- voasambotry (nitranga in-1) : Tany Maevantanana izy ireo no voasambotry ny zandary rehefa narahana avy any Mahajanga. (Fanafihana tao Mahajanga : Vazaha sy mpiandry fonja no atidoha mikotrika, www.midi-madagasikara.mg)
- nokasaina (nitranga in-1) : Momba izany dia basy telo no nokasaina hanatontosàna an'izany, saingy nilentika avokoa ireo izay nitazona an'izany raha vao nisy voasambotra tao anatin'ilay vondrona mpanakorontana. (Basy saika hanakorontanana ny HCC : Nalefa eny Antanimora omaly ireo roalahy, www.midi-madagasikara.mg)
- Nangony (nitranga in-2) : Nangonin'i r. (Tapatapany, www.midi-madagasikara.mg)
- hanaovana (nitranga in-1) : Rehefa fantatry ny havan'ny iray tamin'ireo namoy ny ainy fa voasambotra ireo voarohirohy ho tompon'antoka tamin'ity vonoan'olona sy fanafihana ity, dia nizotra teny amin'ny biraon'ny zandary izy ireo ka nangataka ny hamoahana ireo olona mba hanaovana fitsaram-bahoaka. (Fanafihana tao Mahajanga : Vazaha sy mpiandry fonja no atidoha mikotrika, www.midi-madagasikara.mg)
- notarihan' (nitranga in-1) : -->Tamin'ny valandresaka nataon'ny avy ao amin'ny « Sécurité Urbaine de Tananarive » (SUT) Tsaralalana notarihan'ny « commissaire principal de police » Razafimanantenasoa Herivelo Ralaimong no nahafantarana fa mpamaky trano maromaro no tratra teny Andraisoro ny zoma lasa teo. (Andraisoro : Lakozia telo novakian’ny mpangalatra, www.midi-madagasikara.mg)
- valo (nitranga in-2) : Vola teo amin'ny valo hetsy ariary teo araka izany no lasan'ireo olon-dratsy. (Ambatobe : Tranona « magistrat » nisy nandroba, www.midi-madagasikara.mg)
- nambara (nitranga in-1) : Tsy nambara mazava ny tena tanjon'ireo olona amin'ny fitazomana ilay basy. (Basy saika hanakorontanana ny HCC : Nalefa eny Antanimora omaly ireo roalahy, www.midi-madagasikara.mg)
- hoentina (nitranga in-1) : Loharanom-baovao akaiky ny mpitandro ny filaminana ihany anefa no nahafantarana fa saika hoentina hanakorontana teny amin'ny HCC izy io tamin'ny faramparan'ny herinandro lasa teo. (Basy saika hanakorontanana ny HCC : Nalefa eny Antanimora omaly ireo roalahy, www.midi-madagasikara.mg)
- vodina (nitranga in-1) : a roa sarona ireo dia basy vita gasy mifangaro amin'ny tena izy, izany hoe ny vodin'ilay basy dia tena vodina P. (Asan-jiolahy : Basy roa tratra, ny iray nitadiavana mpividy, www.midi-madagasikara.mg)
- hamoahana (nitranga in-1) : Rehefa fantatry ny havan'ny iray tamin'ireo namoy ny ainy fa voasambotra ireo voarohirohy ho tompon'antoka tamin'ity vonoan'olona sy fanafihana ity, dia nizotra teny amin'ny biraon'ny zandary izy ireo ka nangataka ny hamoahana ireo olona mba hanaovana fitsaram-bahoaka. (Fanafihana tao Mahajanga : Vazaha sy mpiandry fonja no atidoha mikotrika, www.midi-madagasikara.mg)
- ataon' (nitranga in-1) : Nohitsin'izy ireo tao anatin'ny tatitra fa be loatra ny tsy mety ataon'ireo miaramilan'ny DAS ireo any amin'ny faritra izay tokony harovany. (Miaramila manampy zandary : Tsy atokisan’ny mpiaro ny zon’olombelona, www.midi-madagasikara.mg)
- police (nitranga in-1) : -->Tamin'ny valandresaka nataon'ny avy ao amin'ny « Sécurité Urbaine de Tananarive » (SUT) Tsaralalana notarihan'ny « commissaire principal de police » Razafimanantenasoa Herivelo Ralaimong no nahafantarana fa mpamaky trano maromaro no tratra teny Andraisoro ny zoma lasa teo. (Andraisoro : Lakozia telo novakian’ny mpangalatra, www.midi-madagasikara.mg)
- post (nitranga in-8) : r
The post Miaramila manampy zandary : Tsy atokisan'ny mpiaro ny zon'olombelona appeared first on Midi Madagasikara. (Mahatsinjo : Fiara lehibe roa nifandona teo ambony tetezana, www.midi-madagasikara.mg)
- fitazomana (nitranga in-1) : Tsy nambara mazava ny tena tanjon'ireo olona amin'ny fitazomana ilay basy. (Basy saika hanakorontanana ny HCC : Nalefa eny Antanimora omaly ireo roalahy, www.midi-madagasikara.mg)
- Raha (nitranga in-3) : Raha araka ny vaovaon'ny pôlisy dia niaraka tamin'ny chargeur misy bala efatra io fitaovam-piadiàna io. (Asan-jiolahy : Basy roa tratra, ny iray nitadiavana mpividy, www.midi-madagasikara.mg)
- notafihan' (nitranga in-1) : Raha tsiahivina dia toerana fanakalozana vola vahiny no notafihan'ireo jiolahy ka nahafaty ny lehilahy iray 70 taona, izay tao anatiny. (Fanafihana tao Mahajanga : Vazaha sy mpiandry fonja no atidoha mikotrika, www.midi-madagasikara.mg)
- hita (nitranga in-2) : Nosavaina izy ireo ka hita teny amin'ny kojakojan-dakozia sy tavoahangy marobe tany fitoerany. (Asan-jiolahy : Basy roa tratra, ny iray nitadiavana mpividy, www.midi-madagasikara.mg)
- natoa (nitranga in-1) : Rehefa natoa ny fanadihadiana dia fantatra fa avy namaky lakozia miisa telo ry zalahy ireo. (Andraisoro : Lakozia telo novakian’ny mpangalatra, www.midi-madagasikara.mg)
- Roalahy (nitranga in-1) : Roalahy no mody nandondona teo amin'ny vavahady, ka rehefa novohain'ilay mpanampy izy ireo, avy hatrany dia nanao amboletra niditra. (Ambatobe : Tranona « magistrat » nisy nandroba, www.midi-madagasikara.mg)
- first (nitranga in-8) : r
The post Miaramila manampy zandary : Tsy atokisan'ny mpiaro ny zon'olombelona appeared first on Midi Madagasikara. (Mahatsinjo : Fiara lehibe roa nifandona teo ambony tetezana, www.midi-madagasikara.mg)
- Fiaraben' (nitranga in-2) : Fiaraben'ny orinasa niharan-doza, olona telo namoy ny ainy. (Tapatapany, www.midi-madagasikara.mg)
- atokisan' (nitranga in-1) : r
The post Miaramila manampy zandary : Tsy atokisan'ny mpiaro ny zon'olombelona appeared first on Midi Madagasikara. (Miaramila manampy zandary : Tsy atokisan’ny mpiaro ny zon’olombelona, www.midi-madagasikara.mg)
- appeared (nitranga in-8) : r
The post Miaramila manampy zandary : Tsy atokisan'ny mpiaro ny zon'olombelona appeared first on Midi Madagasikara. (Mahatsinjo : Fiara lehibe roa nifandona teo ambony tetezana, www.midi-madagasikara.mg)
- ampiarahina (nitranga in-1) : Eny Anosipatrana no fanamboarana, azy satria piesy vita tanana, ampiarahina amin'ny kojakoja hafa tena izy no manome ilay basy izay mahafaty. (Basy saika hanakorontanana ny HCC : Nalefa eny Antanimora omaly ireo roalahy, www.midi-madagasikara.mg)
- faramparan' (nitranga in-1) : Loharanom-baovao akaiky ny mpitandro ny filaminana ihany anefa no nahafantarana fa saika hoentina hanakorontana teny amin'ny HCC izy io tamin'ny faramparan'ny herinandro lasa teo. (Basy saika hanakorontanana ny HCC : Nalefa eny Antanimora omaly ireo roalahy, www.midi-madagasikara.mg)
- nataon' (nitranga in-1) : -->Tamin'ny valandresaka nataon'ny avy ao amin'ny « Sécurité Urbaine de Tananarive » (SUT) Tsaralalana notarihan'ny « commissaire principal de police » Razafimanantenasoa Herivelo Ralaimong no nahafantarana fa mpamaky trano maromaro no tratra teny Andraisoro ny zoma lasa teo. (Andraisoro : Lakozia telo novakian’ny mpangalatra, www.midi-madagasikara.mg)
- niharan' (nitranga in-1) : Tao anatin'izany dia toa hoe niharan'ny herisetra ity mpanampy ity mba hanoro an'ireto olon-dratsy ny toerana misy ny vola. (Ambatobe : Tranona « magistrat » nisy nandroba, www.midi-madagasikara.mg)
- anton' (nitranga in-1) : Ny anton'izany dia satria misy mpiandry fonja ny iray amin'ireo jiolahy, raha araka ny fampitam-baovaon'ny mpitandro ny filaminana. (Fanafihana tao Mahajanga : Vazaha sy mpiandry fonja no atidoha mikotrika, www.midi-madagasikara.mg)
- marobe (nitranga in-1) : Nosavaina izy ireo ka hita teny amin'ny kojakojan-dakozia sy tavoahangy marobe tany fitoerany. (Andraisoro : Lakozia telo novakian’ny mpangalatra, www.midi-madagasikara.mg)
- taty (nitranga in-1) : Vokany mpiasa telo no indray namoy ny ainy, telo hafa naratra mafy ka voatery nampiakarina haingana sy nalefa notsaboina taty an-drenivohitra. (Tapatapany, www.midi-madagasikara.mg)
- hanakorontanana (nitranga in-1) : r
The post Basy saika hanakorontanana ny HCC : Nalefa eny Antanimora omaly ireo roalahy appeared first on Midi Madagasikara. (Basy saika hanakorontanana ny HCC : Nalefa eny Antanimora omaly ireo roalahy, www.midi-madagasikara.mg)
- nahazoana (nitranga in-2) : Tamin'izany no nahatratrarana basy iray tao anaty moto sy nahazoana nisambotra bandy miisa dimy. (Asan-jiolahy : Basy roa tratra, ny iray nitadiavana mpividy, www.midi-madagasikara.mg)
- nahitan' (nitranga in-1) : Ka tamin'izany no nahitan'ireo mpamaky trano, ireo vola mitentina valo hetsy ariary ireo, izay lasany niaraka tamin'ny entana sarobidy sasantsany. (Ambatobe : Tranona « magistrat » nisy nandroba, www.midi-madagasikara.mg)
- nitrangan' (nitranga in-1) : Tokony ho tamin'ny 9 ora maraina tany ho any no nitrangan'ity fandrobana ity, raha ny fantatra hatrany. (Ambatobe : Tranona « magistrat » nisy nandroba, www.midi-madagasikara.mg)
- narahana (nitranga in-1) : Tany Maevantanana izy ireo no voasambotry ny zandary rehefa narahana avy any Mahajanga. (Fanafihana tao Mahajanga : Vazaha sy mpiandry fonja no atidoha mikotrika, www.midi-madagasikara.mg)
- Tananarive (nitranga in-1) : -->Tamin'ny valandresaka nataon'ny avy ao amin'ny « Sécurité Urbaine de Tananarive » (SUT) Tsaralalana notarihan'ny « commissaire principal de police » Razafimanantenasoa Herivelo Ralaimong no nahafantarana fa mpamaky trano maromaro no tratra teny Andraisoro ny zoma lasa teo. (Andraisoro : Lakozia telo novakian’ny mpangalatra, www.midi-madagasikara.mg)
- nitadiavana (nitranga in-1) : The post Asan-jiolahy : Basy roa tratra, ny iray nitadiavana mpividy appeared first on Midi Madagasikara. (Asan-jiolahy : Basy roa tratra, ny iray nitadiavana mpividy, www.midi-madagasikara.mg)
- nahafantarana (nitranga in-2) : Loharanom-baovao akaiky ny mpitandro ny filaminana ihany anefa no nahafantarana fa saika hoentina hanakorontana teny amin'ny HCC izy io tamin'ny faramparan'ny herinandro lasa teo. (Andraisoro : Lakozia telo novakian’ny mpangalatra, www.midi-madagasikara.mg)
- magistrat (nitranga in-1) : l
The post Ambatobe : Tranona « magistrat » nisy nandroba appeared first on Midi Madagasikara. (Ambatobe : Tranona « magistrat » nisy nandroba, www.midi-madagasikara.mg)
- Antanimora (nitranga in-2) : Naiditra am-ponja vonjimaika, eny Antanimora, izy ireo, ary ny UIR mihitsy no nanatitra ireo voarohirohy teny amin'ny fonja. (Basy saika hanakorontanana ny HCC : Nalefa eny Antanimora omaly ireo roalahy, www.midi-madagasikara.mg)
- nalefa (nitranga in-1) : Vokany mpiasa telo no indray namoy ny ainy, telo hafa naratra mafy ka voatery nampiakarina haingana sy nalefa notsaboina taty an-drenivohitra. (Tapatapany, www.midi-madagasikara.mg)
- nahatratrarana (nitranga in-2) : Na izany aza efa dingana lehibe iray no vitan'ny UIR tamin'ity fisavana ireo nahatratrarana basy ity. (Asan-jiolahy : Basy roa tratra, ny iray nitadiavana mpividy, www.midi-madagasikara.mg)
- namaky (nitranga in-1) : Rehefa natoa ny fanadihadiana dia fantatra fa avy namaky lakozia miisa telo ry zalahy ireo. (Andraisoro : Lakozia telo novakian’ny mpangalatra, www.midi-madagasikara.mg)
- nahafatesana (nitranga in-1) : -->Miandry ny fanomezana alàlana avy aty amin'nyminisiteran'ny Fitsarana sisa dia hatao ny fanolorana ny Fampanoavana ireo olona dimy voasambotra rehefa voarohirohy tamin'ny fanafihana mitam-piadiana, izay nahafatesana olona roa, tao Mahajanga be, tamin'ny herinandro lasa teo. (Fanafihana tao Mahajanga : Vazaha sy mpiandry fonja no atidoha mikotrika, www.midi-madagasikara.mg)
- hoentiana (nitranga in-1) : Ilay teny Antohomadinika dia fantatra fa saika hoentiana hanafihana mpivarotra atody eny an-toerana. (Asan-jiolahy : Basy roa tratra, ny iray nitadiavana mpividy, www.midi-madagasikara.mg)
- Sécurité (nitranga in-2) : -->Isan'ny nivaingana tao anatin'ny tatitry ny fivondronan'ireo fikambanana izay misahana ny fiarovana ny zon'olombelona ny fanakianan'izy ireo ny lalàna momba ny fametrahana ireo miaramilan' ny « Détachement Autonome de Sécurité »(DAS) izay manampy ny zandary any ambanivolo rehetra any. (Andraisoro : Lakozia telo novakian’ny mpangalatra, www.midi-madagasikara.mg)
- Ralaimong (nitranga in-1) : -->Tamin'ny valandresaka nataon'ny avy ao amin'ny « Sécurité Urbaine de Tananarive » (SUT) Tsaralalana notarihan'ny « commissaire principal de police » Razafimanantenasoa Herivelo Ralaimong no nahafantarana fa mpamaky trano maromaro no tratra teny Andraisoro ny zoma lasa teo. (Andraisoro : Lakozia telo novakian’ny mpangalatra, www.midi-madagasikara.mg)
- chargeur (nitranga in-2) : Raha araka ny vaovaon'ny pôlisy dia niaraka tamin'ny chargeur misy bala efatra io fitaovam-piadiàna io. (Asan-jiolahy : Basy roa tratra, ny iray nitadiavana mpividy, www.midi-madagasikara.mg)
- raha (nitranga in-6) : Tokony ho tamin'ny 9 ora maraina tany ho any no nitrangan'ity fandrobana ity, raha ny fantatra hatrany. (Mahatsinjo : Fiara lehibe roa nifandona teo ambony tetezana, www.midi-madagasikara.mg)
- nandondona (nitranga in-1) : Roalahy no mody nandondona teo amin'ny vavahady, ka rehefa novohain'ilay mpanampy izy ireo, avy hatrany dia nanao amboletra niditra. (Ambatobe : Tranona « magistrat » nisy nandroba, www.midi-madagasikara.mg)
- Antohomadinika (nitranga in-3) : -->Nanao fisafoana teny amin'ny faritra Antohomadinika ny polisy avy ao amin'ny Unité d'Intervention Rapide (UIR) tamin'ny zoma lasa teo. (Asan-jiolahy : Basy roa tratra, ny iray nitadiavana mpividy, www.midi-madagasikara.mg)
- kosa (nitranga in-3) : a tena izy fa vita tanana kosa ny ambiny, ny « boite chargeur » kosa dia vita tanana manontolo ary ny bala indray dia balana P. (Mahatsinjo : Fiara lehibe roa nifandona teo ambony tetezana, www.midi-madagasikara.mg)
- moto (nitranga in-2) : Tamin'izany no nahatratrarana basy iray tao anaty moto sy nahazoana nisambotra bandy miisa dimy. (Asan-jiolahy : Basy roa tratra, ny iray nitadiavana mpividy, www.midi-madagasikara.mg)
- voralahy (nitranga in-1) : Momba ilay fikasana hivarotra basy indray dia hita tany amin'ireo voralahy ny PA nisy bala efatra tao anatiny. (Asan-jiolahy : Basy roa tratra, ny iray nitadiavana mpividy, www.midi-madagasikara.mg)
- tsiahivina (nitranga in-1) : Raha tsiahivina dia toerana fanakalozana vola vahiny no notafihan'ireo jiolahy ka nahafaty ny lehilahy iray 70 taona, izay tao anatiny. (Fanafihana tao Mahajanga : Vazaha sy mpiandry fonja no atidoha mikotrika, www.midi-madagasikara.mg)
- nosakanana (nitranga in-1) : Rehefa nosakanana dia tamin'izany no nahazoana ilay basy PA miaraka amin'ny bala efatra. (Asan-jiolahy : Basy roa tratra, ny iray nitadiavana mpividy, www.midi-madagasikara.mg)
- amboletra (nitranga in-1) : Roalahy no mody nandondona teo amin'ny vavahady, ka rehefa novohain'ilay mpanampy izy ireo, avy hatrany dia nanao amboletra niditra. (Ambatobe : Tranona « magistrat » nisy nandroba, www.midi-madagasikara.mg)
- Andraisoro (nitranga in-2) : -->Tamin'ny valandresaka nataon'ny avy ao amin'ny « Sécurité Urbaine de Tananarive » (SUT) Tsaralalana notarihan'ny « commissaire principal de police » Razafimanantenasoa Herivelo Ralaimong no nahafantarana fa mpamaky trano maromaro no tratra teny Andraisoro ny zoma lasa teo. (Andraisoro : Lakozia telo novakian’ny mpangalatra, www.midi-madagasikara.mg)
- hafa (nitranga in-3) : Eny Anosipatrana no fanamboarana, azy satria piesy vita tanana, ampiarahina amin'ny kojakoja hafa tena izy no manome ilay basy izay mahafaty. (Tapatapany, www.midi-madagasikara.mg)
- Tapatapany (nitranga in-1) : l
The post Tapatapany appeared first on Midi Madagasikara. (Tapatapany, www.midi-madagasikara.mg)
- frein (nitranga in-1) : Ny vaovao no nahalalana fa samy nilaozan'ny frein ireto fiara ireto ary tsy tafajanona raha tsy teo ambony tetezana. (Mahatsinjo : Fiara lehibe roa nifandona teo ambony tetezana, www.midi-madagasikara.mg)
- ankoatry (nitranga in-1) : Araka ny fanazavana azo avy amin'ireo pôlisy nandray ny raharaha dia tsy nisy n'iza n'iza ankoatry ny mpanampy tao amin'ity trano ity. (Ambatobe : Tranona « magistrat » nisy nandroba, www.midi-madagasikara.mg)
- nahalalan' (nitranga in-1) : Ankoatra izany, vaovao voaray avy amin'ny olona tsara sitrapo no nahalalan'ny polisy fa misy olona mikasa hivarotra basy eto an-drenivohitra. (Asan-jiolahy : Basy roa tratra, ny iray nitadiavana mpividy, www.midi-madagasikara.mg)
- hitovitovizan' (nitranga in-1) : Izany rehetra izany dia manazava fa tsy mitsaha- mikaroka hatrany ny olon-dratsy mba hitovitovizan'ny heriny amin'ny mpitandro ny filaminana. (Basy saika hanakorontanana ny HCC : Nalefa eny Antanimora omaly ireo roalahy, www.midi-madagasikara.mg)
- notsaboina (nitranga in-1) : Vokany mpiasa telo no indray namoy ny ainy, telo hafa naratra mafy ka voatery nampiakarina haingana sy nalefa notsaboina taty an-drenivohitra. (Tapatapany, www.midi-madagasikara.mg)
- sisa (nitranga in-1) : -->Miandry ny fanomezana alàlana avy aty amin'nyminisiteran'ny Fitsarana sisa dia hatao ny fanolorana ny Fampanoavana ireo olona dimy voasambotra rehefa voarohirohy tamin'ny fanafihana mitam-piadiana, izay nahafatesana olona roa, tao Mahajanga be, tamin'ny herinandro lasa teo. (Fanafihana tao Mahajanga : Vazaha sy mpiandry fonja no atidoha mikotrika, www.midi-madagasikara.mg)
- Maevatanana (nitranga in-1) : Nisehoana loza mahatsiravina tany Maevatanana ny alahady alina lasa teo. (Tapatapany, www.midi-madagasikara.mg)
- bala (nitranga in-5) : Raha araka ny vaovaon'ny pôlisy dia niaraka tamin'ny chargeur misy bala efatra io fitaovam-piadiàna io. (Asan-jiolahy : Basy roa tratra, ny iray nitadiavana mpividy, www.midi-madagasikara.mg)
- Ambatobe (nitranga in-2) : -->Tranona mpitsara teny Ambatobe no nisy nandroba ny zoma lasa teo. (Ambatobe : Tranona « magistrat » nisy nandroba, www.midi-madagasikara.mg)
- naratra (nitranga in-1) : Vokany mpiasa telo no indray namoy ny ainy, telo hafa naratra mafy ka voatery nampiakarina haingana sy nalefa notsaboina taty an-drenivohitra. (Tapatapany, www.midi-madagasikara.mg)
- Kelly (nitranga in-1) : Kelly
The post Mahatsinjo : Fiara lehibe roa nifandona teo ambony tetezana appeared first on Midi Madagasikara. (Mahatsinjo : Fiara lehibe roa nifandona teo ambony tetezana, www.midi-madagasikara.mg)
- biraon' (nitranga in-1) : Rehefa fantatry ny havan'ny iray tamin'ireo namoy ny ainy fa voasambotra ireo voarohirohy ho tompon'antoka tamin'ity vonoan'olona sy fanafihana ity, dia nizotra teny amin'ny biraon'ny zandary izy ireo ka nangataka ny hamoahana ireo olona mba hanaovana fitsaram-bahoaka. (Fanafihana tao Mahajanga : Vazaha sy mpiandry fonja no atidoha mikotrika, www.midi-madagasikara.mg)
- pôlisy (nitranga in-4) : Araka ny fanazavana azo avy amin'ireo pôlisy nandray ny raharaha dia tsy nisy n'iza n'iza ankoatry ny mpanampy tao amin'ity trano ity. (Basy saika hanakorontanana ny HCC : Nalefa eny Antanimora omaly ireo roalahy, www.midi-madagasikara.mg)
- vonoan' (nitranga in-1) : Rehefa fantatry ny havan'ny iray tamin'ireo namoy ny ainy fa voasambotra ireo voarohirohy ho tompon'antoka tamin'ity vonoan'olona sy fanafihana ity, dia nizotra teny amin'ny biraon'ny zandary izy ireo ka nangataka ny hamoahana ireo olona mba hanaovana fitsaram-bahoaka. (Fanafihana tao Mahajanga : Vazaha sy mpiandry fonja no atidoha mikotrika, www.midi-madagasikara.mg)
- Rapide (nitranga in-1) : -->Nanao fisafoana teny amin'ny faritra Antohomadinika ny polisy avy ao amin'ny Unité d'Intervention Rapide (UIR) tamin'ny zoma lasa teo. (Asan-jiolahy : Basy roa tratra, ny iray nitadiavana mpividy, www.midi-madagasikara.mg)
- Urbaine (nitranga in-1) : -->Tamin'ny valandresaka nataon'ny avy ao amin'ny « Sécurité Urbaine de Tananarive » (SUT) Tsaralalana notarihan'ny « commissaire principal de police » Razafimanantenasoa Herivelo Ralaimong no nahafantarana fa mpamaky trano maromaro no tratra teny Andraisoro ny zoma lasa teo. (Andraisoro : Lakozia telo novakian’ny mpangalatra, www.midi-madagasikara.mg)
- Naiditra (nitranga in-1) : Naiditra am-ponja vonjimaika, eny Antanimora, izy ireo, ary ny UIR mihitsy no nanatitra ireo voarohirohy teny amin'ny fonja. (Basy saika hanakorontanana ny HCC : Nalefa eny Antanimora omaly ireo roalahy, www.midi-madagasikara.mg)
- novohay (nitranga in-1) : Roalahy no mody nandondona teo amin'ny vavahady, ka rehefa novohain'ilay mpanampy izy ireo, avy hatrany dia nanao amboletra niditra. (Ambatobe : Tranona « magistrat » nisy nandroba, www.midi-madagasikara.mg)
- nahalalana (nitranga in-1) : Ny vaovao no nahalalana fa samy nilaozan'ny frein ireto fiara ireto ary tsy tafajanona raha tsy teo ambony tetezana. (Mahatsinjo : Fiara lehibe roa nifandona teo ambony tetezana, www.midi-madagasikara.mg)
Tranonkala nahitana
Ovay- www.midi-madagasikara.mg – teny vaovao 118