Mpikambana:Bot-Jagwar/tenin'ny gazety/27 Septambra 2012
Ny tety haseho eo ambany dia teny nitranga in-2 na nihoatra tanaty gazety tokana na maro.
- hanalana (nitranga in-3) : JR sy Faralala
Tohanan'ny zanak'i Sofia i Ruffine Tsiranana Tsy nitsitsy fitenena ny mpitondra tenin'ireo fikambanana vitsivitsy avy any amin'ny faritra Sofia omaly raha nilaza ny alahelon'izy ireo ny amin'ny mety hanalana ny minisitra Ruffine Tsiranana eo amin'ny toerany (Ankolafy Ravalomanana – Mihasarotra ny fanolona ny minisitra Ruffine Tsiranana)
- Schimiddhofer (nitranga in-2) : Tahirim-peo efa voatahiry amin'ny fomba nomerika milanja 200Go no natolotr'ilay mpikaroka Aotrisianina, August Schimiddhofer, ho an'ny «Institut de Civilisation» etsy Isoraka (Tanataran’ny mozika – Tahirim-peo mafonja naverina eto Madagasikara)
- zon' (nitranga in-4) : Mbola mahazo vahana eto amintsika anefa io tranga io na dia maro aza izay fifanarahana iraisam-pirenena mahakasika ny fiarovana ny zon'ny ankizy nosoniavina izay (Azo ohanina ve izany?)
- Manjakaray (nitranga in-3) : ireo mpilalaon'ny Olympique de Manjakaray
Noroahin'ny Olympique de Manjakaray (OM) nody eny aminy ny omby mifahy niadiana, nandritra ny «Tournoi Firaisankina», teo amin' ny baolina kitra lalaovin' olona sivy, teny amin'ny kianja Marais Masay, tamin'ny alahady lasa teo (Baolina kitra Masay – Nobatain’ny OM fanindroany ny omby mifahy)
- nandraisana (nitranga in-2) : Mahatratra 1 066 ny isan'ireo tahirim-peo ireo ary maharitra iray minitra ka hatramin'ny ora roa araka ny zava-misy sy nitranga nandraisana ny feo (Tanataran’ny mozika – Tahirim-peo mafonja naverina eto Madagasikara)
- Tsihombe (nitranga in-3) : Tonga any Tsihombe, omaly ireo sokatra 272, ka ny 271 amin' ilay karazany antsoina hoe «radiés» ary ny iray Pyxis, izay tratra, tany Ampanihy, ny 22 septambra teo (Avy any Ampanihy – Nafindra any Tsihombe ireo sokatra 272 saika haondrana)
- hahitana (nitranga in-2) : Hotontosaina amin'ny alahady 30 septambra ho avy izao ao Antsiranana io fifaninanana io, izay hahitana marathon sy semi-marathon (Voafonja maratra mafy – Mety hofotorana ny tale jeneralin’ny fonja)
- hosodoko (nitranga in-6) : izy no Fofa, mpanakanto kalaza eran-tany amin'ny hosodoko
Mpanao hosodoko malagasy monina sy miasa any Italie (Hosodoko – Mivarotra tabilao Ar 9 tapitrisa any ivelany i Fofa Rabearivelo)
- nomen' (nitranga in-4) : 2 ka hatramin'ny 19 taona ny fahanteran'izy ireo», hoy ny fanazavana nomen'ny ekipan'ny TSA ao Tsihombe (Fitsaboana – Mahantra mpitsabo vanin-taolana i Madagasikara)
- tompondakan' (nitranga in-5) : nampihaona ireo mpilalao teny Ambohitsorohitra ireo tompon'andraiki-panjakana
Ankoatra ny basket ball sy ny rugby, izay isan'ireo federasiona nikarakara ny fiadiana ny ho tompondakan'i Afrika teto Madagasikara, dia nahazo ny anjara fanampiany teny Ambohitsorohitra ihany koa ny federasiona malagasin'ny Kickboxing (Rugby A VII CAN 2012 – Hifandona voalohany amin’ i Madagasikara i Zambia)
- Anigael (nitranga in-2) : Ho an'ny Malagasy dia isan'ireo miandrandra ny mbola hitana ny toerany farany ry Anigael sy Julien ary Billy sy Stéphane (Tompondakan’i Afrika 2012 – Nahazo Ar 300 tapitrisa tamin’Ambohitsorohitra ny Kickboxing)
- niadiana (nitranga in-2) : ireo mpilalaon'ny Olympique de Manjakaray
Noroahin'ny Olympique de Manjakaray (OM) nody eny aminy ny omby mifahy niadiana, nandritra ny «Tournoi Firaisankina», teo amin' ny baolina kitra lalaovin' olona sivy, teny amin'ny kianja Marais Masay, tamin'ny alahady lasa teo (Baolina kitra Masay – Nobatain’ny OM fanindroany ny omby mifahy)
- nentina (nitranga in-2) : Nifamonjena nentina tao amin'ny hôpitaly tao Ambala-vao ireo olona naratra nomena fitsaboana (Hetsika fiarovana ny zon’ny ankizy – Mpivaro-tena tsy ampy taona 25 noraofin’ny polisy)
- August (nitranga in-2) : Tahirim-peo efa voatahiry amin'ny fomba nomerika milanja 200Go no natolotr'ilay mpikaroka Aotrisianina, August Schimiddhofer, ho an'ny «Institut de Civilisation» etsy Isoraka (Tanataran’ny mozika – Tahirim-peo mafonja naverina eto Madagasikara)
- 1992 (nitranga in-2) : Teo anelanelan'ny taona 1961 ka hatramin'ny 1992 no nandraisana ny feo (Fandrindram-piterahana – Vehivavy telo amin’ny dimy no manao fanabeazana aizana)
- hotontosaina (nitranga in-2) : Mbola azo heverina ihany koa anefa ny fihaonan' izy ireo eo amin'ny manasa- dalana amin'ny fiadiana ny amboaran'i Madagasikara, raha samy tafavoaka eo anatrehan'ireo mpifanan- drina aminy mandritra ny ampahefa-dalana hotontosaina ny 30 septambra izao, any Mahajanga sy Toamasina (Hetsika ny mpanohitra – Tsy hanohana an-dry Zafy ny ankolafy Ratsiraka)
- Faralala (nitranga in-4) : JR sy Faralala
Tohanan'ny zanak'i Sofia i Ruffine Tsiranana Tsy nitsitsy fitenena ny mpitondra tenin'ireo fikambanana vitsivitsy avy any amin'ny faritra Sofia omaly raha nilaza ny alahelon'izy ireo ny amin'ny mety hanalana ny minisitra Ruffine Tsiranana eo amin'ny toerany (Voafonja maratra mafy – Mety hofotorana ny tale jeneralin’ny fonja)
- fiatrehana (nitranga in-2) : Ny tapakila handehanana any Rosia amin'ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany 2013 no tena tanjona, ankoatra ny fiatrehana ny lalao Olympika any Rio de Janeiro 2016 (Hetsika ny mpanohitra – Tsy hanohana an-dry Zafy ny ankolafy Ratsiraka)
- Rakotoarivelo (nitranga in-2) : Raha ny tsilian-tsofina dia efa nisy ny fifampiresahana teo amin'ity farany sy mpitarika ny delegasion'ny ankolafy Ravalomanana, Mamy Rakotoarivelo, saingy tsy mbola resy lahatra ny hiala moramora avy hatrany eo amin'ny toerany ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana (Ankolafy Ravalomanana – Mihasarotra ny fanolona ny minisitra Ruffine Tsiranana)
- naratra (nitranga in-4) : Nifamonjena nentina tao amin'ny hôpitaly tao Ambala-vao ireo olona naratra nomena fitsaboana (Voafonja maratra mafy – Mety hofotorana ny tale jeneralin’ny fonja)
- Barphil (nitranga in-2) : Barphil Andriantsiferanarivo (Fitsaboana – Mahantra mpitsabo vanin-taolana i Madagasikara)
- tale (nitranga in-4) : «Iray andro ihany no hanaovana ny fifanintsanana ary ny ampitson'io no hanao- vana ny manasa-dalana sy famaranana», hoy
i Antsoniandro Randria- norosoa, tale teknika nasionaly sady lehiben' ny delegasiona malagasy (Voafonja maratra mafy – Mety hofotorana ny tale jeneralin’ny fonja)
- 2010 (nitranga in-2) : Efa lavon-dry Levandana ny ekipan'Ivato seranana nandritra ny THB Champions league, tamin'ny taona 2010 (Fiarahamonina – Mety hampigadra telo taona ny fampiasana ny ankizy)
- 2012 (nitranga in-2) : Roméo Andriamihaja
Fandaharan-dalao hafa Alahady 30 septambra 2012 Toamasina Lalao 1: AS Adema # FCE Lalao 2: Cnaps Sport # Voromaherin'Alaotra Mahajanga Lalao 3: Tana Formation FC # FC Real V7V Lalao 4: TCO Boeny # Tiavo Tem V7V Manasa-dalana (28 oktobra) Lalao 1 # Lalao 3 Lalao 2 # Lalao 4 Lalao famaranana (25 novambra) (Fiarahamonina – Mety hampigadra telo taona ny fampiasana ny ankizy)
- azon' (nitranga in-3) : Ho azon'ny rehetra hidirana ny renivolan'io orinasa io (Hetsika fiarovana ny zon’ny ankizy – Mpivaro-tena tsy ampy taona 25 noraofin’ny polisy)
- Joseph (nitranga in-2) : Ny raiko efa maty», hoy ihany koa Rakotonomenjanahary Joseph, 15 taona (Ambatobe – Lehilahy maty tao anaty dobo filomanosana)
- nitondra (nitranga in-2) : fiara iray marika Mazda, nitondra mpanao zaikabe tany Fandriana ho any Atsimo no niharan-doza teo Betsonjano, fokontany Ianja Iarintsena Ambalavao, ny talata 25 septambra teo (Hetsika fiarovana ny zon’ny ankizy – Mpivaro-tena tsy ampy taona 25 noraofin’ny polisy)
- Formation (nitranga in-4) : azo heverina ny hihaonan'ny As Adema sy ny Tana Formation amin'ny manasa-dalan' ny fiadiana ny amboaran'i Madagasikara
Mety hifandona matetika (Baolina kitra nasionaly – Mety hihaona matetika ny As adema sy ny Tana Formation FC)
- dingan' (nitranga in-2) : Mbola ny FCE ihany koa no nanintsana ny Iarivo Football Club, teo amin'ny dingan'ny ampahavalon-dalana tany Toamasina tamin' izao andian'ny Telma coupe de Mada izao (Rugby A VII CAN 2012 – Hifandona voalohany amin’ i Madagasikara i Zambia)
- tanàna (nitranga in-4) : Tsy hisy fiovana ny lalan-kizorana, izay hanomboka eny amin'ny Lapan'ny tanàna, amin'ny 6 ora 30 maraina (Tapatapany)
- ireto (nitranga in-7) : Tsy azo amidy fa entina mba hanaovan'ireo mpianatra sy mpikaroka fikarohana momba ny mozika malagasy ireto tahirim-peo ireto (Hetsika fiarovana ny zon’ny ankizy – Mpivaro-tena tsy ampy taona 25 noraofin’ny polisy)
- Tsivory (nitranga in-2) : Nisy ny baiko avy amin'ny lehiben'ny zandary ao amin' ny faritra Androy tamin'ireo zandary any Tsivory ny amin' ny tokony hiambenana ireo kizo manodidina an'i Tsivory, izay ahiana ho tsy maintsy alehan'ireo dahalo (Ambovombe Androy – Dahalo 200 isa nandravarava sy nahafaty olona)
- Ruffine (nitranga in-3) : Hita ho sahirana mafy eo amin'ny fanoloana ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana, Ruffine Tsiranana, eo amin'ny toerany ny ankolafy Ravalomanana (Ankolafy Ravalomanana – Mihasarotra ny fanolona ny minisitra Ruffine Tsiranana)
- Pyxis (nitranga in-2) : Tonga any Tsihombe, omaly ireo sokatra 272, ka ny 271 amin' ilay karazany antsoina hoe «radiés» ary ny iray Pyxis, izay tratra, tany Ampanihy, ny 22 septambra teo (Avy any Ampanihy – Nafindra any Tsihombe ireo sokatra 272 saika haondrana)
- fifanintsanana (nitranga in-2) : I Zambia no hifandona voalohany amintsika eo amin'ny dingan'ny fifanintsanana amin'ny sabotsy izao, harahin'i Nizeria sy Maraoka (Rugby A VII CAN 2012 – Hifandona voalohany amin’ i Madagasikara i Zambia)
- Fofa (nitranga in-4) : izy no Fofa, mpanakanto kalaza eran-tany amin'ny hosodoko
Mpanao hosodoko malagasy monina sy miasa any Italie (Hosodoko – Mivarotra tabilao Ar 9 tapitrisa any ivelany i Fofa Rabearivelo)
- fampijaliana (nitranga in-2) : Ankoatra ny ady atao amin'ny fampiasana ny ankizy dia hodinihina mandritra iry hetsika iry ihany koa ny fampijaliana mihatra amin'ny ankizy (Fiarahamonina – Mety hampigadra telo taona ny fampiasana ny ankizy)
- Sofia (nitranga in-4) : JR sy Faralala
Tohanan'ny zanak'i Sofia i Ruffine Tsiranana Tsy nitsitsy fitenena ny mpitondra tenin'ireo fikambanana vitsivitsy avy any amin'ny faritra Sofia omaly raha nilaza ny alahelon'izy ireo ny amin'ny mety hanalana ny minisitra Ruffine Tsiranana eo amin'ny toerany (Anjorom-bala)
- Ireto (nitranga in-2) : Ireto farany izay milaza ho mahatsiaro voahitsakitsaka amin'ny fanesorana ity minisitra ity (Hetsika ny mpanohitra – Tsy hanohana an-dry Zafy ny ankolafy Ratsiraka)
- Rakotomalala (nitranga in-2) : Nanolotra izany niaraka taminy ny minisitry ny kolontsaina teo aloha, Mireille Rakotomalala, izay mpandinika momba ny mozika nentin-drazana (Tanataran’ny mozika – Tahirim-peo mafonja naverina eto Madagasikara)
- Isoraka (nitranga in-2) : Tahirim-peo efa voatahiry amin'ny fomba nomerika milanja 200Go no natolotr'ilay mpikaroka Aotrisianina, August Schimiddhofer, ho an'ny «Institut de Civilisation» etsy Isoraka (Tanataran’ny mozika – Tahirim-peo mafonja naverina eto Madagasikara)
- Afrika (nitranga in-4) : nampihaona ireo mpilalao teny Ambohitsorohitra ireo tompon'andraiki-panjakana
Ankoatra ny basket ball sy ny rugby, izay isan'ireo federasiona nikarakara ny fiadiana ny ho tompondakan'i Afrika teto Madagasikara, dia nahazo ny anjara fanampiany teny Ambohitsorohitra ihany koa ny federasiona malagasin'ny Kickboxing (Rugby A VII CAN 2012 – Hifandona voalohany amin’ i Madagasikara i Zambia)
- hahazoany (nitranga in-2) : Eo am-pelatanan'ny Zandarimaria sy ny tetikasa TSA (Turtle Survival Allliance) ireo sokatra 272 sy 43, hafa ireo ka samy omanina haterina any amin'ny toeram-ponenany, hahazoany miriaria (Hetsika fiarovana ny zon’ny ankizy – Mpivaro-tena tsy ampy taona 25 noraofin’ny polisy)
- ataon' (nitranga in-2) : Ny asa maivana tokony ho zakan'ny toe-batan'ny ankizy sy ireo tsy ahiana hitera-doza na hiantraika amin'ny fahasalamany sy ny fivelarany no voafaritra ho asa afaka ataon'ny ankizy, saingy ho an'ireo mihoatra ny 15 taona ihany (Hetsika fiarovana ny zon’ny ankizy – Mpivaro-tena tsy ampy taona 25 noraofin’ny polisy)
- rugby (nitranga in-2) : nampihaona ireo mpilalao teny Ambohitsorohitra ireo tompon'andraiki-panjakana
Ankoatra ny basket ball sy ny rugby, izay isan'ireo federasiona nikarakara ny fiadiana ny ho tompondakan'i Afrika teto Madagasikara, dia nahazo ny anjara fanampiany teny Ambohitsorohitra ihany koa ny federasiona malagasin'ny Kickboxing (Rugby A VII CAN 2012 – Hifandona voalohany amin’ i Madagasikara i Zambia)
- Ambohitsorohitra (nitranga in-3) : nampihaona ireo mpilalao teny Ambohitsorohitra ireo tompon'andraiki-panjakana
Ankoatra ny basket ball sy ny rugby, izay isan'ireo federasiona nikarakara ny fiadiana ny ho tompondakan'i Afrika teto Madagasikara, dia nahazo ny anjara fanampiany teny Ambohitsorohitra ihany koa ny federasiona malagasin'ny Kickboxing (Tompondakan’i Afrika 2012 – Nahazo Ar 300 tapitrisa tamin’Ambohitsorohitra ny Kickboxing)
- Indien (nitranga in-2) : Raha 60 ny isan'ny mpandray anjara tamin'ny andiany fahatelo ho an'ny «Marathon de Diégo», tamin'ny taon-dasa, dia miandrandra mpihazakazaka an-jatony ny « Randorun de l'Océan Indien », amin'ny andiany fahefatra (« Marathon de Diego » – Miandry mpihazakazaka an-jatony ny andiany fahaefatra)
- nataon' (nitranga in-7) : “Ny olona misy tosi-dra ambony na ireo manana olana momba ny taovam-pananahana no tsy dia tsara mampiasa tsindrona na pilina”, araka ny fampahafantarana nataon'ny dokotera Andonirina Francis, mpitsabo momba ny vehivavy (Hetsika fiarovana ny zon’ny ankizy – Mpivaro-tena tsy ampy taona 25 noraofin’ny polisy)
- anton' (nitranga in-3) : Ny fahatahorana ny fanafihana eny an-dalana no nambaran'ireo mpamily fa anton'izany, indrindra eo anelanelan'Ihosy sy Taolaganro (Ankolafy Ravalomanana – Mihasarotra ny fanolona ny minisitra Ruffine Tsiranana)
- mpiadina (nitranga in-2) : razakarivony Mamy
Tale jeneralin'ny ATT « Natao hampandehanan-draharaha ilay Ar 10 000 takina amin'ny mpianatra »
- Ao Raha: Isan'ny anton' ny fitokonan'ireo mpitantana “auto-école” ny tsy fahafantaran' izy ireo ny nampiasàna ny vola alaina amin'ny mpiadina (Tafatafa tamin’i …)
- Adema (nitranga in-4) : azo heverina ny hihaonan'ny As Adema sy ny Tana Formation amin'ny manasa-dalan' ny fiadiana ny amboaran'i Madagasikara
Mety hifandona matetika (Baolina kitra nasionaly – Mety hihaona matetika ny As adema sy ny Tana Formation FC)
- minisiteran' (nitranga in-2) : Ireo ankizy 15-17 taona no maro an'isa indrindra amin'ireo iharan'izany, raha ny antontan'isa avy ao amin'ny minisiteran'ny Mponina sy ny raharaha sosialy (Ankolafy Ravalomanana – Mihasarotra ny fanolona ny minisitra Ruffine Tsiranana)
- fiara (nitranga in-6) : iray isan-kerinandro sisa ireo fiara mandeha any Atsimo
Vitsy ary tsy misy mihitsy indraindray (Fiara nivadika – Mpandeha enina maty, 27 naratra mafy tany Ambalavao)
- vana (nitranga in-2) : Mandray anjara koa amin'ny fana- kanana ireo halatra sokatra sy manao izay hametrahana dina hifanarahan'ny mponina ao amin'io faritra io hiaro- vana azy», hoy Ramahaleo Tiana, tompon'andraikitra iray ao amin'ny WWF (Rugby A VII CAN 2012 – Hifandona voalohany amin’ i Madagasikara i Zambia)
- anatrehan' (nitranga in-2) : Mbola azo heverina ihany koa anefa ny fihaonan' izy ireo eo amin'ny manasa- dalana amin'ny fiadiana ny amboaran'i Madagasikara, raha samy tafavoaka eo anatrehan'ireo mpifanan- drina aminy mandritra ny ampahefa-dalana hotontosaina ny 30 septambra izao, any Mahajanga sy Toamasina (Fitaterana – Hiady mafy amin’ny fitazo- mana saran-dalana Ar 300 ny Uctu sy Ucts)
- ekipan' (nitranga in-4) : 2 ka hatramin'ny 19 taona ny fahanteran'izy ireo», hoy ny fanazavana nomen'ny ekipan'ny TSA ao Tsihombe (Baolina kitra nasionaly – Mety hihaona matetika ny As adema sy ny Tana Formation FC)
- Olympique (nitranga in-3) : ireo mpilalaon'ny Olympique de Manjakaray
Noroahin'ny Olympique de Manjakaray (OM) nody eny aminy ny omby mifahy niadiana, nandritra ny «Tournoi Firaisankina», teo amin' ny baolina kitra lalaovin' olona sivy, teny amin'ny kianja Marais Masay, tamin'ny alahady lasa teo (Baolina kitra Masay – Nobatain’ny OM fanindroany ny omby mifahy)
- bala (nitranga in-2) : Mpamokatra basy sy bala vita gasy (Tapatapany)
- Airtel (nitranga in-2) : Afaka antsoina maimaim- poana amin'ny laharana maitso 119 amin'ny tambazotra Airtel manomboka izao ny zandarimaria (Sombiny)
- Ratsiraka (nitranga in-2) : Tsy hiatrika ilay fikaonandoham-pirenena heverin'izy ireo handinihana ny vahaolana amin'ny krizy ankehitriny sy ny fananganana rafitra federalista, izay kasain'ireo akaiky ny Filoha teo aloha, Zafy Albert hotanterahina manomboka anio ny ankolafy Ratsiraka (Hetsika ny mpanohitra – Tsy hanohana an-dry Zafy ny ankolafy Ratsiraka)
- fampirantiana (nitranga in-2) : Tafiditra ao anaty fandaharam-potoanany ny fampirantiana hatao etsy amin'ny toeram-ponenan-dRaini-laiarivony, Behoririka, manomboka ny 04 oktobra izao (Hosodoko – Mivarotra tabilao Ar 9 tapitrisa any ivelany i Fofa Rabearivelo)
- hôpitaly (nitranga in-3) : Nifamonjena nentina tao amin'ny hôpitaly tao Ambala-vao ireo olona naratra nomena fitsaboana (Ambatobe – Lehilahy maty tao anaty dobo filomanosana)
- Toamasina (nitranga in-4) : Mbola azo heverina ihany koa anefa ny fihaonan' izy ireo eo amin'ny manasa- dalana amin'ny fiadiana ny amboaran'i Madagasikara, raha samy tafavoaka eo anatrehan'ireo mpifanan- drina aminy mandritra ny ampahefa-dalana hotontosaina ny 30 septambra izao, any Mahajanga sy Toamasina (Baolina kitra nasionaly – Mety hihaona matetika ny As adema sy ny Tana Formation FC)
- natao (nitranga in-6) : Ny Manjaka Motor no lavon'izy ireo 2 no ho 1 teo amin'ny lalao famaranana natao tamin' io andro io (Tabataba teny Andravoahangy – Olona 15 noraofin’ny polisy tamina trano filokana)
- namparatra (nitranga in-2) : Nivadika ilay fiara ary latsaka tany anaty rano, ka izay no naha-faty ireo olona enina sy namparatra an'ireo 27 hafa tao anatiny (Voafonja maratra mafy – Mety hofotorana ny tale jeneralin’ny fonja)
- Rabearivelo (nitranga in-3) : Mandalo eto an-tanindrazana i Fofa Rabearivelo ankehitriny, ka hanamarika ny
faha-30 taona naha mpanakanto sy ny faha-50 taonany (Hosodoko – Mivarotra tabilao Ar 9 tapitrisa any ivelany i Fofa Rabearivelo)
- lalàna (nitranga in-3) : Faritan'ny lalàna velona ho voasazy higadra iray ka hatramin'ny telo taona ny asa mamohehatra hampanaovina ny ankizy, ankoatra ny fandoavana onitra Ar 1 tapitrisa ka hatramin'ny Ar 5 tapitrisa (Azo ohanina ve izany?)
- Berthin (nitranga in-2) : «Azo heverina ny mbola hahatompondaka antsika indray amin'ity», hoy i Berthin Rafalimanana na i Berthin Zoto, mpana- zatra nasionaly mitantana ny ekipa any Maraoka (Rugby A VII CAN 2012 – Hifandona voalohany amin’ i Madagasikara i Zambia)
- hanaovana (nitranga in-3) : «Iray andro ihany no hanaovana ny fifanintsanana ary ny ampitson'io no hanao- vana ny manasa-dalana sy famaranana», hoy
i Antsoniandro Randria- norosoa, tale teknika nasionaly sady lehiben' ny delegasiona malagasy (Voafonja maratra mafy – Mety hofotorana ny tale jeneralin’ny fonja)
- mpilalao (nitranga in-2) : nampihaona ireo mpilalao teny Ambohitsorohitra ireo tompon'andraiki-panjakana
Ankoatra ny basket ball sy ny rugby, izay isan'ireo federasiona nikarakara ny fiadiana ny ho tompondakan'i Afrika teto Madagasikara, dia nahazo ny anjara fanampiany teny Ambohitsorohitra ihany koa ny federasiona malagasin'ny Kickboxing (Baolina kitra nasionaly – Mety hihaona matetika ny As adema sy ny Tana Formation FC)
- Tsaralalàna (nitranga in-3) : Samy nentina tetsy amin'ny kaomisarian'ny polisy misahana ny tranga mamoafady sy ny fiahiana ny zaza tsy ampy taona, etsy Tsaralalàna avokoa izy ireo, nanaovana fanadihadiana (Hetsika fiarovana ny zon’ny ankizy – Mpivaro-tena tsy ampy taona 25 noraofin’ny polisy)
- ekipa (nitranga in-2) : Amboara fito sy ondry efatra ary omby iray, izay mitentim-bidy Ar 1 tapitrisa, no notsinjaraina tamin'ireo ekipa mendrika tamin'ireo 32 nandray anjara teny an-toerana (Rugby A VII CAN 2012 – Hifandona voalohany amin’ i Madagasikara i Zambia)
- Nizeria (nitranga in-2) : Hanomboka rahampitso ny tena fifaninanana handraisan'ireo firenena folo (Madagasikara, Cameroun, Tonizia, Nizeria, Maorisy, Afrika atsimo, Zimbaboe, Maraoka, Angola ary Gabon) anjara (Rugby A VII CAN 2012 – Hifandona voalohany amin’ i Madagasikara i Zambia)
- arety (nitranga in-2) : aretina sarotra ahitana fanafana ny aretin'ny vanin- taolan'ny maoja sy ny lohalika (Fitsaboana – Mahantra mpitsabo vanin-taolana i Madagasikara)
- anisan' (nitranga in-4) : Tsy misy politikam-pirenena
Ny fahantrana no voalaza ho anisan'ny antony goavana manosika ho amin'ireo tranga ireo (Hetsika fiarovana ny zon’ny ankizy – Mpivaro-tena tsy ampy taona 25 noraofin’ny polisy)
- Maraoka (nitranga in-4) : Hanomboka rahampitso ny tena fifaninanana handraisan'ireo firenena folo (Madagasikara, Cameroun, Tonizia, Nizeria, Maorisy, Afrika atsimo, Zimbaboe, Maraoka, Angola ary Gabon) anjara (Rugby A VII CAN 2012 – Hifandona voalohany amin’ i Madagasikara i Zambia)
- Mireille (nitranga in-2) : Nanolotra izany niaraka taminy ny minisitry ny kolontsaina teo aloha, Mireille Rakotomalala, izay mpandinika momba ny mozika nentin-drazana (Tanataran’ny mozika – Tahirim-peo mafonja naverina eto Madagasikara)
- Andriantsiferanarivo (nitranga in-2) : Barphil Andriantsiferanarivo (Fitsaboana – Mahantra mpitsabo vanin-taolana i Madagasikara)
- nikarakara (nitranga in-2) : manomana hetsika goavana eny amin'ny tokotanin'ny Esca Antanimena, ny 2 hatramin'ny 6 oktobra izao, ny fikambanana Ivo Toerana Varotra Iraisam-pirenena (ITOVIP Group), izay nikarakara fihaonana tamin'ny mpanao gazety, tetsy amin'ny Carlton Anosy, omaly (Tompondakan’i Afrika 2012 – Nahazo Ar 300 tapitrisa tamin’Ambohitsorohitra ny Kickboxing)
- Taolagnaro (nitranga in-2) : Mahatsiaro sahirana ireo olona any amin'ny faritra Atsimo sy Atsimo Atsinanan'ny Nosy, toy ny any Taolagnaro noho ny fahavitsian'ny fiara fitaterana mampitohy azy amin' ny renivohitra (Mampihorohoro ny dahalo – Nihena ny fiara fitaterana mankany Atsimo)
- Real (nitranga in-2) : Any Mahajanga kosa no hifandona amin'ny FC Real avy any Manakara ny Tana Formation FC eo amin'io dingana io (Baolina kitra nasionaly – Mety hihaona matetika ny As adema sy ny Tana Formation FC)
- Randorun (nitranga in-2) : Raha 60 ny isan'ny mpandray anjara tamin'ny andiany fahatelo ho an'ny «Marathon de Diégo», tamin'ny taon-dasa, dia miandrandra mpihazakazaka an-jatony ny « Randorun de l'Océan Indien », amin'ny andiany fahefatra (« Marathon de Diego » – Miandry mpihazakazaka an-jatony ny andiany fahaefatra)
- Anosy (nitranga in-4) : manomana hetsika goavana eny amin'ny tokotanin'ny Esca Antanimena, ny 2 hatramin'ny 6 oktobra izao, ny fikambanana Ivo Toerana Varotra Iraisam-pirenena (ITOVIP Group), izay nikarakara fihaonana tamin'ny mpanao gazety, tetsy amin'ny Carlton Anosy, omaly (Hetsika fiarovana ny zon’ny ankizy – Mpivaro-tena tsy ampy taona 25 noraofin’ny polisy)
- ahiana (nitranga in-2) : Ny asa maivana tokony ho zakan'ny toe-batan'ny ankizy sy ireo tsy ahiana hitera-doza na hiantraika amin'ny fahasalamany sy ny fivelarany no voafaritra ho asa afaka ataon'ny ankizy, saingy ho an'ireo mihoatra ny 15 taona ihany (Ambovombe Androy – Dahalo 200 isa nandravarava sy nahafaty olona)
- Anisan' (nitranga in-2) : Anisan'ireo andrarezina sy manana ny lazany eo amin'ny tontolon'ny hosodoko any ivelany i Fofa Rabearivelo (Fiarahamonina – Mety hampigadra telo taona ny fampiasana ny ankizy)