seranam-piaramanidina

MalagasyModifier

  Etimôlôjia

  Raha fantatrao ny etimôlôjian’ ity teny ity mba ampio ilay izy azafady araka ny toromarika misy eto.

  Anarana iombonana

seranam-piaramanidina seɾanam͡piaɾamanidinạ

  1. Seranana idinana sy iaingan'ny fiaramanidina
Singiolary Ploraly
1 seranam-piaramanidiko seranam-piaramanidinay, seranam-piaramanidintsika
2 seranam-piaramanidinao seranam-piaramanidinareo
3 seranam-piaramanidiny seranam-piaramanidin-jareo
seranam-piaramanidinjareo
K- seranam-piaramanidin'
seranam-piaramanidin-
seranam-piaramanidim-

Dikan-teny amin'ny fiteny vahinyModifier

frantsay  : aéroport