Japoney

Ovay

  Matoanteny

笑う (intrans, trans)

  1. maneho ny hafaliany na ny fahafinaretany amin'ny alalan'ny feo na ny endriky ny tarehy
  2. mihomehy, maneso, manao adala ny olona iray na zavatra iray
  3. misokatra
  4. ny ho levona

  Fanononana

  • Bika matoanteny araka ny tsindri-peon'i Tokyo: "笑う"
Source: Online Japanese Accent Dictionary
Endrika fototra
Mamarana (終止形)
Enti-milaza (連体形)
笑う らう [wàráú]
Mandidy (命令形) 笑え らえ [wàráé]
Endrika voarafitra
Fiendrika anoina 笑われる らわれる [wàráwárérú]
Mampitranga 笑わせる らわせる [wàráwásérú]
Mamari-pahafahana 笑える らえる [wàráérú]
Mamari-piniavana 笑おう らお [wàráóꜜò]
Mandà 笑わない らわない [wàráwánáí]
Efa lasa mandà 笑わなかった らわなかった [wàráwánáꜜkàttà]
Manaja 笑います らいま [wàráímáꜜsù]
Efa lasa 笑った らった [wàráttá]
Mampitohy 笑って らって [wàrátté]
Mamari-pepetra 笑えば らえ [wàráéꜜbà]

  Tsiahy

  1. 2006, 大辞林 (Daijirin), Third Edition (in Japanese), Tōkyō: Sanseidō, →ISBN
  2. 1997, 新明解国語辞典 (Shin Meikai Kokugo Jiten), Fifth Edition (in Japanese), Tōkyō: Sanseidō, →ISBN
  3. 1998, NHK日本語発音アクセント辞典 (NHK Japanese Pronunciation Accent Dictionary) (in Japanese), Tōkyō: NHK, →ISBN