Malagasy

Ovay

  Etimôlôjia

  Bika matoanteny

ladino  ♦ X-SAMPA : ladinʷ ⋅ (sokajin-drima ‑inʷ)

  1. Filaza mandidy ny matoanteny ladinina , avy amin'ny fototeny radina.

Anglisy

Ovay

  Anarana iombonana

ladino

  1. "trifolium repens" (kely fotsy)

  Fanononana

  Tsiahy

Espaniola

Ovay

  Mpamaritra

ladino

  1. zavatra marani-tsaina, mahay mamitaka, mahay mandanjalanja

  Tsiahy

  Anarana iombonana

ladino

  1. fiteny Ladin any Italia
  2. olona iray mifangaro foko

  Tsiahy

Finoa

Ovay

  Anarana iombonana

ladino

  1. fiteny ibero-romance fantatra ihany koa amin'ny hoe jodaeo-espaniola
  2. fiteny rhaeto-romance

  Tsiahy

Italiana

Ovay

  Mpamaritra

ladino

  1. zavatra amin'ny fiteny ladin

  Tsiahy

  Anarana iombonana

ladino

  1. fiteny ladin, fiteny raetiana any avaratra atsinanan'i Italia
  2. miteny fiteny ladin

  Tsiahy

Portogey

Ovay

  Mpamaritra

ladino

  1. zavatra iray feno hafetsen-dratsy

  Fanononana

  •  

  Tsiahy

  Anarana iombonana

ladino

  1. fiteny romance ampiasain'ny Jiosy Sefarda
  2. fiteny romance, ampiasaina any avaratra atsinanan'i Italia
  3. tsy misy dikany

  Fanononana

  •  

  Tsiahy

Romainina

Ovay

  Anarana iombonana

ladino

  1. ny fiteny

  Tsiahy